|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ala nenina |
| Singan-teny | 2 ala, 3 nenina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 fanaovana izay rehetra azo atao mba tsy hisian' ny nenina any aoriana, fanaovana izay tsy hisian' ny nenina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 freedom from regret or remorse. See ala fo, and afa-nenina.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 action de faire le possible pour en avoir le coeur net
[1.3] |
| Ohatra |
8 Be rahateo ny lany tamin' ny alanenina farany ho fitanana ny ain-dRainitoandro;
[2.470#]
9 Efa hitantsika, raha ny amin' ny mpanandro, fa na tenany na ny olona dia samy tsy nisy tena natoky marina izay fanandroana: alanenina, ka natao! [2.296#] |
| Voambolana | 10 Ontam-po |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|